1 Tantara 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hahomby ianao raha manaraka tsara ny fitsipika+ sy ny didim-pitsarana nasain’i Jehovah nampitain’i Mosesy tamin’ny Israely.+ Manàna herim-po ary mahereza! Aza matahotra na mihorohoro.+ Jeremia 17:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Dia hahomby ianao raha manaraka tsara ny fitsipika+ sy ny didim-pitsarana nasain’i Jehovah nampitain’i Mosesy tamin’ny Israely.+ Manàna herim-po ary mahereza! Aza matahotra na mihorohoro.+