1 Tantara 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra. Joba 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no nanome ahy, ka tokony homeko valisoa koa avy eo?+ Fa ahy daholo izay rehetra eny ambanin’ny lanitra.+ 1 Korintianina 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa “an’i Jehovah* ny tany sy izay rehetra eo aminy.”+
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra.
11 Iza no nanome ahy, ka tokony homeko valisoa koa avy eo?+ Fa ahy daholo izay rehetra eny ambanin’ny lanitra.+