-
Salamo 24:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+
Dia ny tany lonaka sy izay monina eo amboniny.
-
-
Salamo 50:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Raha noana aho, dia tsy hiteny aminao,
Satria ahy ny tany lonaka sy izay rehetra ao aminy.+
-