Deoteronomia 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 An’i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra, dia ny lanitry ny lanitra,* sy ny tany ary ny zavatra rehetra eto ambonin’ny tany.+ Joba 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no nanome ahy, ka tokony homeko valisoa koa avy eo?+ Fa ahy daholo izay rehetra eny ambanin’ny lanitra.+ 1 Korintianina 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa “an’i Jehovah* ny tany sy izay rehetra eo aminy.”+
14 An’i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra, dia ny lanitry ny lanitra,* sy ny tany ary ny zavatra rehetra eto ambonin’ny tany.+
11 Iza no nanome ahy, ka tokony homeko valisoa koa avy eo?+ Fa ahy daholo izay rehetra eny ambanin’ny lanitra.+