Salamo 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,Fa mialoka aminao.+Mialoka eo ambany aloky ny elatrao aho, mandra-pahalasan’ny loza.+ Zefania 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+
57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,Fa mialoka aminao.+Mialoka eo ambany aloky ny elatrao aho, mandra-pahalasan’ny loza.+
3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+