Salamo 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Azo antoka fa tsy hisy ho menatra izay manantena anao,+Fa ho menatra kosa ireo mamitaka tsy amin’antony.+ Salamo 62:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Miandry an’Andriamanitra amim-panginana tokoa aho,+Satria izy no antenaiko.+
3 Azo antoka fa tsy hisy ho menatra izay manantena anao,+Fa ho menatra kosa ireo mamitaka tsy amin’antony.+