Salamo 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+ Salamo 138:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hiankohoka manandrify ny tempolinao masina*+ aho,Sady hidera ny anaranao,+Noho ianao be fitiavana sy tsy mivadika ary mendri-pitokisana. Fa nataonao ambony mihoatra noho ny zavatra hafa rehetra ny teninao sy ny anaranao.*
2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+
2 Hiankohoka manandrify ny tempolinao masina*+ aho,Sady hidera ny anaranao,+Noho ianao be fitiavana sy tsy mivadika ary mendri-pitokisana. Fa nataonao ambony mihoatra noho ny zavatra hafa rehetra ny teninao sy ny anaranao.*