Salamo 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy afaka miresaka* momba anao mantsy ny maty.Iza ao amin’ny Fasana* no hidera anao?+ Salamo 115:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy midera an’i Jah ny maty,+Dia izay midina any amin’ny fahafatesana.*+ Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao