Salamo 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Inona moa no soa azo raha maty aho* ka midina any an-davaka?*+ Ny vovoka angaha hidera anao,+ na hilaza momba ny tsy fivadihanao?+ Salamo 115:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy midera an’i Jah ny maty,+Dia izay midina any amin’ny fahafatesana.*+ Mpitoriteny 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
9 Inona moa no soa azo raha maty aho* ka midina any an-davaka?*+ Ny vovoka angaha hidera anao,+ na hilaza momba ny tsy fivadihanao?+