-
Salamo 88:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hotorina any am-pasana ve hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao,
Ary hambara any amin’ny toerana mahalò ny nofo* ve hoe mendri-pitokisana ianao?
-
-
Isaia 38:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Izay midina any an-davaka koa tsy afaka manantena intsony ny hahita hoe tsy mivadika ianao.+
-