Salamo 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Inona moa no soa azo raha maty aho* ka midina any an-davaka?*+ Ny vovoka angaha hidera anao,+ na hilaza momba ny tsy fivadihanao?+
9 Inona moa no soa azo raha maty aho* ka midina any an-davaka?*+ Ny vovoka angaha hidera anao,+ na hilaza momba ny tsy fivadihanao?+