Genesisy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+ Salamo 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao anefa no ampinga manodidina ahy, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+
15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+
3 Ianao anefa no ampinga manodidina ahy, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+