1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+
9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+