Salamo 91:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa homeny baiko hanampy anao ny anjeliny,+Mba hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao.+ Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 121:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy havelany hibolisatra* mihitsy ny tongotrao.+ Tsy ho rendremana mihitsy Ilay mpiambina anao.