Salamo 27:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hanafina ahy ao amin’ny trano fialofany izy amin’ny andro hiavian’ny loza,+Ary hanafina ahy ao amin’ny toerana miafina, ao amin’ny tranolainy.+Eny ambony vatolampy avo be no hametrahany ahy.+ Salamo 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
5 Fa hanafina ahy ao amin’ny trano fialofany izy amin’ny andro hiavian’ny loza,+Ary hanafina ahy ao amin’ny toerana miafina, ao amin’ny tranolainy.+Eny ambony vatolampy avo be no hametrahany ahy.+