- 
	                        
            
            Salamo 6:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        9 Ho ren’i Jehovah ny fitalahoako famindram-po;+ Hohenoin’i Jehovah ny vavaka ataoko. 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Ohabolana 15:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah, Fa henoiny kosa ny vavaky ny olo-marina.+ 
 
-