FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nivavaka i Elisa hoe: “Jehovah ô, sokafy re ny masony mba hahitany e!”+ Avy hatrany dia nosokafan’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary ireo fa feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra nanodidina an’i Elisa.+

  • Salamo 91:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa homeny baiko hanampy anao ny anjeliny,+

      Mba hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao.+

  • Matio 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hebreo 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy koa izy momba ny anjely: “Ataony mahery* ny anjeliny, ary ataony lelafo+ ny mpanompony.”*+

  • Hebreo 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara