-
Salamo 37:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Aza manao ratsy intsony fa manaova ny tsara,+
Dia honina eto an-tany mandrakizay ianao.
-
-
Amosa 5:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Fa angamba i Jehovah Andriamanitry ny tafika
Hamindra fo amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa.’+
-