-
Daniela 6:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tonga dia namaly i Daniela hoe: “Ho velona mandrakizay anie ianao, ry mpanjaka ô! 22 Naniraka ny anjeliny ilay Andriamanitro ka nanakombona ny vavan’ny liona,+ dia tsy naninona ahy mihitsy ny liona.+ Hita mantsy hoe tsy nanan-tsiny teo anatrehany aho. Sady tsy nanao ratsy taminao koa aho, ry mpanjaka ô!”
-