Salamo 69:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro noho ny volon-dohakoIreo mankahala ahy tsy amin’antony.+ Lasa be dia be ireo mitady hamono ahy,Dia ny fahavalo mpamadika ahy.* Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho. Jaona 15:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy ho meloka izy, raha tsy nataoko teo aminy ireny fahagagana mbola tsy nisy nanao ireny.+ Izao anefa izy sady nahita ahy no mbola mankahala ahy sy ny Raiko koa. 25 Mitranga anefa izany mba ho tanteraka ilay voasoratra ao amin’ny Lalàna hoe: ‘Nankahala ahy tsy amin’antony izy ireo.’+
4 Maro noho ny volon-dohakoIreo mankahala ahy tsy amin’antony.+ Lasa be dia be ireo mitady hamono ahy,Dia ny fahavalo mpamadika ahy.* Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho.
24 Tsy ho meloka izy, raha tsy nataoko teo aminy ireny fahagagana mbola tsy nisy nanao ireny.+ Izao anefa izy sady nahita ahy no mbola mankahala ahy sy ny Raiko koa. 25 Mitranga anefa izany mba ho tanteraka ilay voasoratra ao amin’ny Lalàna hoe: ‘Nankahala ahy tsy amin’antony izy ireo.’+