Jeremia 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fantatrao ny manjo ahy, Jehovah ô!Mba tsarovy aho, ka tsinjovy. Valio ny mpanenjika ahy noho izay nataony tamiko.+ Aza avela ho fatiny* aho noho ianao tsy mora tezitra. Fantaro fa noho ny aminao no mahatonga ahy hisy handatsa hoatr’izao.+ 2 Korintianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Enjehina izahay, nefa tsy afoy.+ Azera izahay, nefa tsy maty.+ 2 Petera 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
15 Fantatrao ny manjo ahy, Jehovah ô!Mba tsarovy aho, ka tsinjovy. Valio ny mpanenjika ahy noho izay nataony tamiko.+ Aza avela ho fatiny* aho noho ianao tsy mora tezitra. Fantaro fa noho ny aminao no mahatonga ahy hisy handatsa hoatr’izao.+