Salamo 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mamitsaka ao amin’ny toeram-piafenany izy, toy ny liona ao amin’ny fonenany.*+ Mamitsaka hisambotra an’ilay tsy misy mpiaro izy. Azony ilay tsy misy mpiaro rehefa sintoniny hikombona ny haratony.+
9 Mamitsaka ao amin’ny toeram-piafenany izy, toy ny liona ao amin’ny fonenany.*+ Mamitsaka hisambotra an’ilay tsy misy mpiaro izy. Azony ilay tsy misy mpiaro rehefa sintoniny hikombona ny haratony.+