-
Ohabolana 30:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ampio aho mba tsy hilaza zavatra tsy marina na handainga.+
Aza atao mahantra aho, nefa aza atao manankarena koa.
Avelao fotsiny aho hihinana an’izay sakafo sahaza ahy,+
9 Sao ho voky aho ka handa anao, dia hiteny hoe: “Fa iza koa izay Jehovah?”,+
Na sao ho lasa mahantra aho ka hangalatra, dia hanala baraka* ny anaran’Andriamanitro.
-
-
1 Timoty 6:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mahazo tombony be tokoa ny olona raha mahafoy tena ho an’Andriamanitra+ sady mahay mianina amin’izay ananany.
-