-
Salamo 37:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Aleo ny kely ananan’ny olona iray manao ny marina,
Toy izay ny be ananan’ny ratsy fanahy maro.+
-
-
Jeremia 17:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Handao azy izany harenany izany raha vao misasaka ny androm-piainany,
Ary ho hita amin’ny farany fa tsy misy saina izy.”
-