FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hahazo fitahiana be dia be ny olona mendri-pitokisana,+

      Fa hanan-tsiny kosa izay te hanan-karena haingana.+

  • Isaia 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mafy loha ny andriananao, sady naman’ny mpangalatra.+

      Samy tia mandray kolikoly izy ireo, sady te hahazo fanomezana foana.+

      Tsy omeny rariny ny kamboty ray,

      Ary tsy raharahiany mihitsy ny fitorian’ny mpitondratena.+

  • Jakoba 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara