FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ka tiavo i Jehovah Andriamanitrao,+ henoy ny feony, ary mifikira aminy.+ Fa izy no manome fiainana anao sy mahatonga anao ho ela velona eo amin’ilay tany nianianan’i Jehovah hoe homena an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razambenao.”+

  • Salamo 37:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa horinganina ny mpanao ratsy,+

      Ary izay manantena an’i Jehovah kosa no handova ny tany.+

  • Ohabolana 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa ny olo-marina ihany no honina eto an-tany,

      Ary ny tsy misy tsiny* no hipetraka eto foana.+

  • Matio 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Sambatra izay malemy fanahy,*+ fa izy no handova ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara