Jeremia 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ahitsio araka izay hitanao hoe rariny aho, Jehovah ô,Fa aza atao amim-pahatezerana,+ sao lasa ataonao tsinontsinona aho.+
24 Ahitsio araka izay hitanao hoe rariny aho, Jehovah ô,Fa aza atao amim-pahatezerana,+ sao lasa ataonao tsinontsinona aho.+