-
Salamo 6:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Jehovah ô, aza tezitra rehefa mananatra ahy ianao,
Ary aza misafoaka rehefa manitsy ahy.+
-
-
Salamo 38:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Jehovah ô, aza tezitra rehefa mananatra ahy,
Ary aza misafoaka rehefa manitsy ahy.+
-