Salamo 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aza mijanona lavitra ahy, fa mananontanona ny loza,+Ary tsy manana olon-kafa aho mba hanampy ahy.+ Salamo 35:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hitanao izany Jehovah ô, ka aza mangina fotsiny.+ Jehovah ô, aza mijanona lavitra ahy.+
11 Aza mijanona lavitra ahy, fa mananontanona ny loza,+Ary tsy manana olon-kafa aho mba hanampy ahy.+