-
Salamo 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nahoana ianao no mijoro eny lavitra eny, Jehovah ô?
Nahoana no miafina ianao amin’ny fotoam-pahoriana?+
-
-
Salamo 71:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Aza mijanona lavitra ahy, Andriamanitra ô!
Mba ampio haingana aho, ry Andriamanitro ô!+
-