FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aza mijanona lavitra ahy, fa mananontanona ny loza,+

      Ary tsy manana olon-kafa aho mba hanampy ahy.+

  • Salamo 35:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hitanao izany Jehovah ô, ka aza mangina fotsiny.+

      Jehovah ô, aza mijanona lavitra ahy.+

  • Salamo 38:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Aza mahafoy ahy, Jehovah ô!

      Andriamanitro ô, aza mijanona lavitra ahy.+

      22 Ampio haingana aho,

      Ry Jehovah mpamonjy ahy ô!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara