Joba 40:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Tsinontsinona aho,+ Ka inona no azoko avaly anao? Tampenako ny vavako.+ Salamo 38:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho kosa toy ny marenina ka tsy maheno,+Ary toy ny moana ka tsy miloa-bava.+