Levitikosy 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Tsy tokony hatao varo-maty ny tany,+ satria ahy ny tany+ fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+ 1 Tantara 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa mpivahiny sy mpiavy izahay eo anatrehanao, hoatran’ny razambenay ihany.+ Toy ny aloka fotsiny mantsy ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.
23 “‘Tsy tokony hatao varo-maty ny tany,+ satria ahy ny tany+ fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+
15 Fa mpivahiny sy mpiavy izahay eo anatrehanao, hoatran’ny razambenay ihany.+ Toy ny aloka fotsiny mantsy ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.