Salamo 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Betsaka no milaza momba ahy hoe: “Tsy hovonjen’Andriamanitra izy.”+ (Sela)* Salamo 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Maneso ahy ny fahavaloko, ka mankahala ahy sy mifofo ny aiko;*Maneso ahy tontolo andro izy ireo hoe: “Aiza ny Andriamanitrao?”+ Salamo 79:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nahoana ireo firenena no dia hilaza hoe: “Aiza izay mba Andriamanitr’ireo?”+ Enga anie ho hitan’ny masonay sy ho fantatr’ireo firenenaFa mamaly ny ran’ny mpanomponao ianao!+
10 Maneso ahy ny fahavaloko, ka mankahala ahy sy mifofo ny aiko;*Maneso ahy tontolo andro izy ireo hoe: “Aiza ny Andriamanitrao?”+
10 Nahoana ireo firenena no dia hilaza hoe: “Aiza izay mba Andriamanitr’ireo?”+ Enga anie ho hitan’ny masonay sy ho fantatr’ireo firenenaFa mamaly ny ran’ny mpanomponao ianao!+