-
Salamo 9:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa niaro ahy ianao mba hahazoako rariny;
Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana ianao, ka mitsara araka ny rariny.+
-
-
Salamo 98:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy.
-