-
Deoteronomia 4:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Noroahiny niala teo anatrehanao izay firenena lehibe sy matanjaka noho ianao. Amin’izay ianao no hampidirina ao amin’ny tanin’izy ireo, ka homeny anao ilay izy mba ho lovanao, hoatr’izao androany izao.+
-