FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mandehandeha ao an-tobinao mantsy i Jehovah Andriamanitrao,+ mba hamonjy anao sy hanampy anao handresy ny fahavalonao. Tsy maintsy masina+ àry ny tobinao sao hahita zavatra tsy mendrika eo aminao izy, dia hiala eo ka tsy hiaraka aminao intsony.

  • Salamo 132:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah;+

      Te hipetraka ao izy,+ ka niteny hoe:

  • Isaia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona,

      Fa lehibe Ilay Masin’ny Israely eo anivonareo.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara