Josoa 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy koa izy ireo tamin’i Josoa: “Efa nomen’i Jehovah antsika ilay tany manontolo.+ Tena kivy ny mponina rehetra ao amin’ilay tany satria hoe ho avy isika.”+
24 Hoy koa izy ireo tamin’i Josoa: “Efa nomen’i Jehovah antsika ilay tany manontolo.+ Tena kivy ny mponina rehetra ao amin’ilay tany satria hoe ho avy isika.”+