FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 12:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nandeha niankavia* kosa ilay antoko-mpihira iray mpanao hira fisaorana, ary nanaraka tao aorianany izaho sy ny antsasaky ny vahoaka. Nandalo teo amin’ny Tilikambon’ny Lafaoro+ izahay, dia nankeo amin’ny Manda Lehibe,+ 39 ary nandalo teo ambonin’ny Vavahadin’i Efraima+ sy ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha,+ dia nankany amin’ny Vavahadin-trondro+ sy ny Tilikambon’i Hananela+ sy ny Tilikambon’i Mea, ka hatrany amin’ny Vavahadin’ondry.+ Dia nijanona teo amin’ny Vavahadin’ny Mpiambina izahay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara