Isaia 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Amin’izany andro izany, dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna matanjaka isika.+ Famonjena no ataony toy ny manda sy dongon-tany* fiarovana an’ilay tanàna.+
26 Amin’izany andro izany, dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna matanjaka isika.+ Famonjena no ataony toy ny manda sy dongon-tany* fiarovana an’ilay tanàna.+