Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Fitomaniana 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mitehaka maneso+ anao daholo izay mandalo eo amin’ilay lalana. Gaga izy ireo dia misioka+ sy mihivingivin-doha mahita an’i Jerosalema zanakavavy, ka milaza hoe: “Io ve ilay tanàna nolazaina hoe ‘faran’izay tsara tarehy sy mahafaly ny olona rehetra eran-tany’?”+
2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+
15 Mitehaka maneso+ anao daholo izay mandalo eo amin’ilay lalana. Gaga izy ireo dia misioka+ sy mihivingivin-doha mahita an’i Jerosalema zanakavavy, ka milaza hoe: “Io ve ilay tanàna nolazaina hoe ‘faran’izay tsara tarehy sy mahafaly ny olona rehetra eran-tany’?”+