-
Eksodosy 35:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nanamboatra kofehy ny vehivavy rehetra nanan-talenta+ ka nentin’izy ireo izay vitany: Kofehy manga, kofehy volonondry volomparasy, kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony tena tsara.
-