FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 6:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nalain’i Hamana àry ilay akanjo ka nampanaoviny an’i Mordekay.+ Nalainy koa ilay soavaly ka nampitaingeniny an’ilay izy i Mordekay, dia nentiny teny amin’ny tany malalaky ny tanàna. Ary niantsoantso teo alohany izy hoe: “Izao no atao amin’ny lehilahy tian’ny mpanjaka homena voninahitra!” 12 Niverina teo am-bavahadin’ny mpanjaka i Mordekay taorian’izay. I Hamana kosa nody haingana tany an-tranony, ary nalahelo be izy ka nosaronany ny lohany.

  • Ohabolana 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hoderaina ny olona mitandrina tsara an’izay lazain’ny vavany,+

      Fa hatao tsinontsinona kosa ny olona fetsifetsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara