Ohabolana 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza tia torimaso, sao ianao ho lasa mahantra.+ Sokafy ny masonao, dia ho voky sakafo ianao.+ Ohabolana 24:33, 34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Raha mbola hatory kely ihany ianao, mbola ho rendremana kely ihany,Ary mbola haka aina* kely ihany,34 Dia ho avy tampoka hoatran’ny mpangalatra ny fahantranao,Ary ho tonga tampoka hoatran’ny lehilahy mitondra fiadiana ny fahasahirananao.+ Mpitoriteny 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Kamo miasa ny tsisy saina, ka mahatonga loza ho an’ny tenany.*+
33 Raha mbola hatory kely ihany ianao, mbola ho rendremana kely ihany,Ary mbola haka aina* kely ihany,34 Dia ho avy tampoka hoatran’ny mpangalatra ny fahantranao,Ary ho tonga tampoka hoatran’ny lehilahy mitondra fiadiana ny fahasahirananao.+