Ohabolana 6:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha mbola hatory kely ihany ianao, mbola ho rendremana kely ihany,Ary mbola haka aina* kely ihany,+11 Dia ho avy tampoka hoatran’ny mpangalatra ny fahantranao,Ary ho tonga tampoka hoatran’ny lehilahy mitondra fiadiana ny fahasahirananao.+ Ohabolana 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy miasa tany ny kamo amin’ny ririnina,Ka hangataka izy amin’ny fotoam-pijinjana rehefa tsy manana na inona na inona.*+
10 Raha mbola hatory kely ihany ianao, mbola ho rendremana kely ihany,Ary mbola haka aina* kely ihany,+11 Dia ho avy tampoka hoatran’ny mpangalatra ny fahantranao,Ary ho tonga tampoka hoatran’ny lehilahy mitondra fiadiana ny fahasahirananao.+
4 Tsy miasa tany ny kamo amin’ny ririnina,Ka hangataka izy amin’ny fotoam-pijinjana rehefa tsy manana na inona na inona.*+