17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo avy ianareo, mba hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga.+ Fa halako ireo zavatra rehetra ireo’,+ hoy i Jehovah.”
16 Fa halako* ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mahery setra”,* hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Tandremo àry ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+