FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ankatoavy ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako. Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.+ Izaho no Jehovah.

  • Deoteronomia 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Isaia 55:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+

      Mihainoa, dia ho velona ianareo.

      Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+

      Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+

  • Jaona 12:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ary fantatro fa ny didiny no hahazoana fiainana mandrakizay.+ Izay lazaiko àry, dia lazaiko araka izay nolazain’ny Ray tamiko.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara