Ohabolana 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa mamy hoatran’ny tantely ny tenin’ny* vehivavy maditra,*+Ary malefaka noho ny menaka ny vavany.+ Ohabolana 6:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+ 24 Hiaro anao amin’ny vehivavy maditra izany,+Mba tsy ho babon’ny teny malefaka* ataon’ny vehivavy ratsy fitondran-tena* ianao.+
23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+ 24 Hiaro anao amin’ny vehivavy maditra izany,+Mba tsy ho babon’ny teny malefaka* ataon’ny vehivavy ratsy fitondran-tena* ianao.+