FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 7:14-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Tsy maintsy nanao sorona iombonana aho,+

      Ary nanefa ny voadiko aho androany.

      15 Dia nivoaka hitsena anao aho

      Mba hitady anao, dia hitako ianao!

      16 Efa nasiako lambam-pandriana tsara tarehy ny fandrianako,

      Lamba rongony marevaka avy any Ejipta.+

      17 Efa nofafazako miora sy aloesy ary kanelina koa ny fandrianako.+

      18 Andao isika hiara-higoka ny hamamin’ny fitiavana, mandra-paharainan’ny andro.

      Andao isika haka fahafinaretana amin’ny fifanehoam-pitiavana.

      19 Tsy ao an-trano mantsy ny vadiko,

      Fa nandeha lavitra be.

      20 Nitondra kitapom-bola izy,

      Dia tsy hody raha tsy efa fenomanana ny volana.”

      21 Noreseny lahatra teo foana ilay tovolahy dia voafitaka.+

      Nanaovany teny malefaka izy ka babony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara