-
Tononkiran’i Solomona 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Inona iny hoatran’ny setroka be miakatra avy any an-tany efitra iny?
Manitra be ilay izy, manitra miora sy ditin-kazo manitra
Ary vovoka zava-manitra isan-karazany amidin’ny mpivarotra.”+
-